| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 namana | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 vady [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
 [1.78] 4 andefimandry [Tanala] [1.78] 5 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2] 7 a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 compagnon [1.3#449, 1.8] 9 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449] 10 voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]  | 
| Ohatra | 
11 Nigagana ny fahanginana ny namana.
[2.270#] 
 12 Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#] 13 Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 17 Namàna | 
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
19 Naaman [2.996] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
20 Naaman [2.996] | 
| Voambolana | 21 Soratra Masina | 
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22Toko sy andininy momba Namàna | 
| Fivaditsoratra | 23 manàna, Manana, manana, mañaña, mañana, 24 Namàna, namana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |