|
|
|
|

Entry1  lovantsofina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby
4  [1.13] tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray
Explanations in French  5  [1.13] tradition orale
Examples  6  [2.471] Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
Elementary words  7  lova, sofina
Proverbs  8  Proverbs containing the word lovantsofina

Updated on 2024/12/07