Entry | 1 lozabe |
Part of speech | 2 adjective |
Elementary words | 3 loza, be |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] masiaka aoka izany |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.5] cruel, sévère 6 [1.3] intraitable, méchant, sauvage 7 [1.5] féroce |
Examples |
8 [2.69] Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word lozabe |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |