| Entry (Teny iditra) | ![]() |
loza | |||
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (anarana) | ||||
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, to [...] ¶ Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' [...] ¶ Voina, antambo, loza aman' antambo ¶ Antambo, loza aman' antambo, zo, voina, [...] [full text in Rajemisa 1985] | ||||
| Voina mihatra tsy ampoizina [SLP 1986] | |||||
| English translation (Dikanteny anglisy) | Calamity, danger [Hallanger 1973] | ||||
| French translation (Dikanteny frantsay) | Calamité, danger [Hallanger 1974] | ||||
| Accident [SLP 1986] | |||||
| Derivatives (Sampanteny) | ampandoza, ankaloza, ankalozana, fahalozana, fankalozana, halozana, lozaina, mahaloza, mandoza, mankaloza, mpandoza, voaloza | ||||
| Expressions (Fombam-pitenenana) |
| ||||
| Entry (Teny iditra) | ![]() |
loza | |||
| Part of speech (Sokajin-teny) | adjective (mpamaritra) | ||||
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Masiaka [Bezanozano] [Rakotosaona 1972] | ||||
| Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, i [...] ¶ Enti-milaza olona na zavatra mampitola g [...] [full text in Rajemisa 1985] | |||||
| English translation (Dikanteny anglisy) | Angry, fierce, frightful [Hallanger 1973] | ||||
| French translation (Dikanteny frantsay) | Cruel, intraitable, dangeureux [Hallanger 1974] | ||||
| Entry (Teny iditra) | ![]() |
Loza | |||
| Part of speech (Sokajin-teny) | proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | ||||
| French translation (Dikanteny frantsay) | Fleuve de la préfecture d'Antsohi [...] Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [full text in Rajemisa 1966] | ||||
| Vocabulary (Voambolana) | Geography: rivers, lakes (Jeografý: renirano, farihy) | ||||
| Updated on 2011/10/25 |
|