|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mafanafana |
| Fototeny | 2 fanafana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafanafana ny tany izao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 In speaking of those of royal rank, or of one to whom respect is to be shown, it means to be unwell, sickly, feverish
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 indisposé, malade ; figuré: violent, qui fait de la peine
[1.3#143] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 famafanana, mafanafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|