|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanafana |
| Fototeny | 2 afana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra entina hanalana na hanalavitana ny loza atahorana hahavoa na ny aretina efa mahavoa mihitsy aza: Ny atao hoe fanafody dia tsy inona fa fanafana ny loza mety hateraky ny ody mahery.
[1.1] 5 fanafody [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Medicine, or that which heals disease.
[1.2] 7 that which cures, that which releases from taboo, etc; [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Ce qui s'asperge, qu'il faut purifier, manière de purifier; la matière donnée, appliquée comme remède ou préservatif
[1.3] 9 moyen de guérison ; moyen de s'exempter d'un tabou [1.8] 10 (de afana : purification, exorcisme). Ensemble des pratiques, censées relever de la magie, qui accompagnait l'administration des médicaments dans les traitements empiriques. 11 On attache autant d'importance, et souvent même plus d'importance, à ces pratiques, qu'au médicament lui-même (fanafody). 12 Certaines de ces pratiques relèvent des méthodes de suggestion ou de psychothérapie. D'autres font appel à l'influence du groupe social du patient. 13 Il est indispensable de les étudier si l'on veut comprendre dans quel contexte agissent les médicaments. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
14 Dia niakatra izy ka nanao fanafana araka ny natoron' Itrimobe.
[2.69]
15 tao no nahitako ny mangidy indrindra, ka mbola ikarohako fanafana mandrak' izao. [2.499] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|