|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahagaga |
| Fototeny | 2gaga |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 wonderful to produce wonder, to make astonished [1.2] 6 astounding to astound [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [1.3] 8 qui étonne, surprenant [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 igagana, 13 ihorehana, 14 ikoizana, 15 mahakepoka, 16 mahasondriana, 17 mahatalanjona, 18 mahavakyvava, 19 mahavariana, 20 mahazendana, 21 mampiaikyvolana, 22 mampidagaga, 23 mampidogaga, 24 mampidonaka, 25 mampikoy, 26 mampitampimbava, 27 mampitanaka, 28 mampitokaka, 29 mampitolagaga, 30 mampitonaka, 31 mampivanaka |
| Kamban-teny rehetra | 32Ambohimahagaga |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 34 Mahagaga |
| Singan-teny | 35maha~ |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 37 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 38 Mahagaga, mahagaga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|