|
|
|
|

Entry (1/3)1  gaga
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto.
Explanations in English  11  [1.2] amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.]
12  [1.7] astonished
Explanations in French  13  [1.3] Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal)
14  [1.8] étonné, ébahi
Examples  15  [2.131] gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona

16  [2.470] Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia.
17  [2.471] Hoy izy gaga nijery ahy tsara.
Synonyms  18  dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana

Entry (2/3)19  ga
Part of speech  20  imperative of adjective gaga [Full list]
Examples  21  [1.3] Admirez, soyez étonné

Entry (3/3)22  ga
Part of speech  23  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  25  [1.78] [Bara] goaika
Explanations in English  26  [1.2] a provincial word for goaika [Mal. gagak.]
Vocabulary  27  Zoology: birds
Synonyms  28  goaga, goaka, goaika, goake, goaky

Anagrams  29  gagà, gaga

Updated on 2025/08/10