Entry | 1 maha-ambany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao |
Elementary words | 4 maha~, ambany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |