|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahadidy
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Qui coupe, ordonne, teste ou qui en a la faculté, le pouvoir [1.3]
Ohatra  5  Ny Zazamarolahy, tsy dia anaty ny io didy io fa ny Andriamanjaka mahadidy azy arak' izay sitra-po ny hiany. [2.48]

Teny iditra (2/2)6  mahadidy
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 misakana, mandrara [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12