Entry (1/4) | 1 didy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 37 words containing didy |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao |
Explanations in English |
10 [1.2, 1.7] a cut a command 11 [1.2] an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces |
Explanations in French |
12 [1.8] coupe, incision commandement |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word didy |
Entry (2/4) | 14 didy |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina |
Vocabulary |
17 Health |
Entry (3/4) | 18 didy |
Part of speech | 19 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tanosy]
mamo |
Entry (4/4) | 22 Didy |
Part of speech | 23 name (toponym) [Full list] |
Elementary words | 24 didy |
Vocabulary |
25 Geography: towns |
Anagrams | 26 didy, Didy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |