|
|
|
|

Teny iditra1  mahafantatra
Fototeny  2 fantatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
5 Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
6 Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to know [1.2, 1.7]
8 to recognize, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 connaître, savoir [1.8]
Ohatra  10  Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? [4.27#]
11  Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17