|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fantatra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany
4 Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 known
[1.2, 1.7] 6 recognised [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 connu, su
[1.3, 1.8] 8 compris, reconnu [1.3] |
| Ohatra |
9 Tiako ho fantatra!
[2.529]
10 fantatro izany (Je sais cela) [1.3] 11 Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141] 12 Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30] 13 Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25] 14 Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21] 15 Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|