|
|
|
|

Entry1  mahaleova mahalasana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mahaleova, mahalasana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany

Updated on 2025/07/29