Entry | 1 mahalia lalana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mahalia, lalana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.10#L.307] mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra |
Examples |
6 [2.606#180] Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana 7 [1.10#L.307] Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza 8 [2.69#32] Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato 9 [2.472#7] Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |