|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahare
Part of speech  2  active verb
Root  3  re
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Taisaka] mafy: Ataovo maharè ny hira
9  [1.1] (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina
Explanations in English  10  [1.7] to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision)
Explanations in French  11  [1.8] entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue)
Proverbs  12  Proverbs containing the word mahare

Entry (2/2)13  mahare
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Taisaka] haingam-pandeha

Anagrams  16  hamera, harame, mahare

Updated on 2025/08/10