|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maharese
Fototeny  2 resy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra maharesy [Fitanisana]
Ohatra  4  Ary hoy ny navaliny: Miakara ka maharese, fa efa voatolotra eo an-tànanareo izy. [2.996]

Teny iditra (2/2)5  maharese
Fototeny  6 rese
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  8 Pouvoir l' emporter sur, vaincre (pouvoir) [Vezo] [1.68]

Fivaditsoratra  maharese, 9 mahasere

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12