|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maharitra
Fototeny  2 ritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3]

Teny iditra (2/2)5  maharitra
Fototeny  6 aritra
Sokajin-teny  7  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
9 Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
10 Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to endure, to persevere [1.2, 1.7]
12 to be capable of enduring [1.2]
13 to bear, to carry on; to last [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 endurer, durer [1.3, 1.8]
15 persévérer, être constant, rester [1.3]
16 supporter [1.8]
17 permanent, durable [1.13]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22 mandavantaona
Mpanahaka  23  maharipery, 24  maharipo, 25  mahatanty, 26  manarakanyonjany, 27  mandefitra, 28  miangidy, 29  miaritra, 30  mihafy, 31  tsyfolamandefitra
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  maharitra, 34 mahiratra, 35 miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09