|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahasalama |
| Fototeny | 2 salama |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatongaho salama
[1.1] 5 mahasoa ny toe-pahasalamana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be healthful (of place, food, etc.)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 salubre
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|