|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  salama
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy marary, tsy marofy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 well, healthy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui est en bonne santé [1.3]
6 bien portant, en bonne santé [1.8]
Ohatra  7  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
8  Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471]
9  Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15 salamalama
Mpanahaka  16  bolangina, 17  finaritra, 18  seheno, 19  soamadina, 20  tsarafanahy, 21  tsymaninontsymaninona, 22  tsymarofy
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)24  salama
Sokajin-teny  25  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  26 [Arabic salam] how do you do? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]

Teny iditra (3/3)28  salama
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029.
31 La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé.
32 Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17