|
|
|
|

Teny iditra1  mahatokan-dalana
Singan-teny  2 mahatokana, 3 lalana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny zaza efa afaka handeha samy irery na dia tsy miaraka amin' ny lehibe aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12