|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatombina |
| Fototeny | 2 tombina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui peut bien poser, bien asseoir, mettre dans le calme, rendre prospère, jouir du calme
[1.3] |
| Ohatra |
5 Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony.
[1.381#]
6 Fitondrantena hafahafa - indraindray malahelo, tsy mahatombina, mora tezitra. [2.424#] |
| Kamban-teny rehetra | 7 tsy mahatombin-tsiraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|