Entry | 1 mahatonga |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tonga |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra 9 [1.13] miteraka |
Explanations in English |
10 [1.2#661] to bring to, to cause to come, to make to be |
Explanations in French |
11 [1.3#724] Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet) 12 [1.13] provoquer |
Examples |
13 [2.59#] Inona moa no mahatonga izany? 14 [2.117#] Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. 15 [2.245#] Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mahatonga |
Anagrams | 17 hamangota, mahatango, mahatonga, mangataho |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |