Entry | 1 mahatsangy |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 tsangy |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. |
Examples |
6 [1.437#] Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana. |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mahatsangy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |