|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahatsiaro
Root  2  tsiaro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
5  mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Explanations in French  6  se souvenir, se rappeler [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  5 combinations of this word
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2)13  mahatsiaro
Root  14  tsiaro
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
17  mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Explanations in French  18  s'éveiller [1.13]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
All compound words  22  2 combinations of this word

Anagrams  23 mahasoitra, 24 mahatsiaro

Updated on 2025/10/08