Entry | 1 mahatsikaiky |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 tsikaiky |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika |
Explanations in English |
6 [1.17] ridiculous |
Explanations in French |
7 [1.3] risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique 8 [1.9] ridicule |
Analogs | 9 mampihomehy, fihomehezana, fanalana andro, fanaraby |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |