|
|
|
|

Entry1  mahatsikaritra
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsikaritra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena
Explanations in English  8  [1.7] to perceive at a rapid glance
Explanations in French  9  [1.8] apercevoir instantanĂ©ment
Examples  10  [1.437#] Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona.

Updated on 2025/07/29