|
|
|
|

Entry1  mahavoasazy
Part of speech  2  adjective
Root  3  voasazy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  [2.117] mahavoasazy ny manao izany.
8  [1.320] Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy.
9  [2.332] Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha.

Updated on 2025/07/29