|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahay olona |
| Singan-teny | 2 mahay, 3 olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 good at dealing with people
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire
[1.3] 8 qui sait s'y prendre avec les gens [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|