|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahazaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a stout rope or cable
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 câble, grosse corde
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
6 Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny.
[2.298]
|
| Tovy hevitra | 7 tady mahazaka |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 mahazaka |
| Fototeny | 11 zaka |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho
14 Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to be able to bear, to be equal to
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 être capable de supporter; être capable de porter
[1.8] |
| Ohatra |
17 sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra.
[2.1010]
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|