|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahefa
Root  2  efa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
Explanations in French  5  pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3#119]
Examples  6  rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
7  koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69]
8  Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  3 combinations of this word
Other spellings  14  mahaefa
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2)16  mahe
Root  17  efa
Part of speech  18  imperative of active verb mahefa [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]

Anagrams  21 mahefa, mahefà

Updated on 2025/10/12