Entry (1/2) | 1 mahiratra |
Root | 2 hiratra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1] |
Explanations in English |
5 to have one's eyes open; to be able to see [1.7] |
Explanations in French |
6 [1.8] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 8 mahiratra |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 mitandrina [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 11 maharitra, 12 mahiratra, 13 miharatra |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |