Entry | 1 mahitsizoro |
Elementary words | 2 mahitsy, 3 zoro |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1] |
Explanations in French |
6 rectangle [1.13] |
Examples |
7 Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
[2.472#]
|
Vocabulary | 8 Mathematics: geometry |
Anagrams | 9 mahitsizoro, 10 zoro mahitsy |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |