|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mailoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Meloka, tsy mahitsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 comme meloka
[1.3] |
| Tovy hevitra | 5 biloka, olika |
| Kamban-teny rehetra | 6 Mailoka |
| Teny iditra (2/3) | 7 mailoka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 courbe
[1.13] |
| Voambolana | 10 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 11 fangitra voalohany ara-mailoka |
| Teny iditra (3/3) | 12 Mailoka |
| Singan-teny | 13 mailoka |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 15 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 16 kaliôma, 17 kimalao, Mailoka, mailoka, 18 makalio, 19 mialoka, 20 mikaloa, 21 milaoka, 22 miloaka, 23 miolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|