|
|
|
|

Teny iditra1  main' ny afo natsangana
Singan-teny  2 may, 3 afo, 4 atsangana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [main' ny afo natsangany] 6 enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany [1.1]
Mpanahaka  7  mandroramitsilany, 8  mpivarodranotratrorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12