|
|
|
|

Entry (1/2)1  maintsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy; fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan' ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin' izay: Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay. (Marihina fa aorian' ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitry ny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony: Tsy maintsy mandeha aho izao ~ Tsy maintsy handeha aho rahampitso

Entry (2/2)5  main-tsy
Part of speech  6  locution
Elementary words  7  tsy
Examples  8  [2.165] Ny olombelona tsy main-tsy lena (Les hommes ne sont ni vraiment bons ni tout-à-fait mauvais)

Anagrams  9  atsimin, main-tsy, maintsy, manitsy, matsiñy, namitsy, natsimi, sintaim, tsimina

Updated on 2025/08/10