Entry | 1 maito |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 ito |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Bara]
tapaka, maty 7 [1.1] Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo 8 [2.285#217] tapaka |
Examples |
9 [1.357#] Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. 10 [2.643#65] Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maito |
Anagrams | 12 aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |