|
|
|
|

Teny iditra1  maitso akalo
Singan-teny  2 maitso, 3 akalo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny taona maha-mosarena (ny vary tsy misy hototoina, fa ny ravintoto fotsiny no mahamaitso ny akalo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12