|
|
|
|

Entry1  maka rivotra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  maka, rivotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena
Explanations in English  5  [1.2] To take exercise, seeking fresh air.
Examples  6  [2.59#] Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;

Updated on 2025/07/29