|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 makarakara |
| Fototeny | 2 karakara |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra toy ny garaba, izay misy elanelany tsy feno, mahalan-drary be, be loadoaka: Makarakara loatra itỳ lamba ity ka tsy tiako
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 with an open weave
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 transparent, mince, percé à jour: Ny mosilina no lamba makarakara (La mousseline est une étoffe transparente) / Makarakara ny tafon-trano (Le toit est percé à jour)
[1.3] 7 aux mailles ouvertes [1.8] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 makarakara |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Tariby mifanelanelana be: Asio makarakara itỳ varavarankely itỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a screen or latticework
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 treillis, grillage: Misy makarakara vy ity tonta ity (Il y a à cette ratière un grillage en fil de fer)
[1.3] 14 écran en treilles [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|