|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  karakara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 taking care of things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action d'avoir soin, de s'occuper de [1.8]
Ohatra  6  Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny; [2.113#]
7  Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)20  karakara
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny anglisy  22 an open network, as in a fence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 grillage, treillis [1.8]

Teny iditra (3/4)24  karakara
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 tehina lava [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)27  karakara
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 (« à grandes feuilles »). Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier. La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes. On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces. [Tanala] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Tovy hevitra  31 karakaraberavina

Fivaditsoratra  karakara, 32 rakaraka, rakaràka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21