|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maka saina |
| Singan-teny | 2 maka, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 mila saina |
| Teny iditra (2/2) | 7 maka saina |
| Singan-teny | 8 maka, 9 saina |
| Sokajin-teny | 10 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 12 maka rivotra |
| Fivaditsoratra | maka saina, 13 manasaika, 14 sakamaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|