|
|
|
|

Teny iditra1  malai-mody
Singan-teny  2 malaina, 3 mody
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02