|
|
|
|

Teny iditra1  malako
Fototeny  2 lako
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako! [1.1]
Tovy hevitra  5 malakolako
Kamban-teny rehetra  6 mamindra malako

Fivaditsoratra  7 kalamo, 8 lakamo, 9 lamako, 10 lamòka, lamoka, malako, 11 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27