|
|
|
|

Entry (1/2)1  malalaka
Root  2  lalaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563]
Explanations in English  5  spacious, roomy [1.2, 1.7]
6  wide [1.2]
Explanations in French  7  spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8]
8  grand, large, espacé [1.3]
Examples  9  malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7]
10  malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375]
11  nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
Adjectives :
All compound words  16  3 combinations of this word
Analogs  17  lobaloba, milobaloba
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2)19  malalaka
Root  20  lalaka
Part of speech  21  adjective
Explanations in Malagasy  22  Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563]
Explanations in English  23  liberal [1.2]
24  without constraint [1.7]
Explanations in French  25  sans contrainte [1.3#375, 1.8]
26  libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3]
Examples  27  malalaka indrindra ny didinao [2.996]
28  halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58]
Morphology 
29  Present :
30  Past :
31  Future :
All compound words  32  2 combinations of this word

Updated on 2025/10/08