Entry | 1 malama |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 lama |
Morphology |
|
All compound words | 5 15 words containing malama |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. |
Explanations in English |
7 [1.2, 1.7] smooth, slippery |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] glissant 9 [1.3] Poli, uni figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte 10 [1.8] lisse |
Examples |
11 [2.472] Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. 12 [2.529] Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... 13 [2.1010] nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; 14 [2.69] Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word malama |
Anagrams | 16 amalam, malama, mamala, mamalà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |