| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 malazalaza | 
| Fototeny | 2lazalaza | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fitokoavana | 
4  | 
| Ohatra | 
5 Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika.
[2.499#] 
 6 Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny. [2.436#]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 | 
 |