|
|
|
|

Entry1  malefadefaka
Part of speech  2  adjective
Root  3  lefadefaka
All compound words 
Examples  5  [2.285#] Tsara feo izy, malefadefaka am-pihainoana.
6  [2.445#] Ny ankizy vavy kosa nifidy asa somary malefadefaka mifanaraka amin' ny toe-batany.
7  [2.606#] Manampy ny lahy koa anefa izy amin'ny asa fambolena malefadefaka toy ny famafazam-boa.

Updated on 2025/08/10