|
|
|
|

Teny iditra1  malemy paika
Singan-teny  2 malemy, 3 paika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 gentle-mannered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aux manières douces [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12