Entry | 1 malia |
Root | 2 lia |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1] 5 matahotra [Taisaka, Bara] [1.78] 6 kanosa, saro-tahotra, kabaosy [Tanala] [1.78] 7 kamo [Taisaka] [1.78] |
Examples |
8 Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany.
[2.436#]
9 Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#] |
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Analogs | 11 marefo, makiana. |
Anagrams | 12 malay, 13 malia, 14 mialà, miala |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |